|
|
|
|

Entry 1  manampina
Root  2 tampina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy sarona amin' ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina vova fery ~ Manampi-maso tsy hahita
9 Manisy tapa-damba mba hanarona ny loaka amin' ny lamba: Manampina ny akanjon-janany rovitra Rasoa
10 Manisy tsentsina: Manampina tangirika amin' ny vody rindrina
11 Manisy sakana amin' ny zavatra iray mba tsy hahafahana mampiasa io zavatra io: Manampina lalana [1.1]
Explanations in English  12 to plug, to cork [1.7]
Explanations in French  13 boucher [1.3#662, 1.8]
14 fermer, mettre une pierre à un trou du mur [1.3#662]
Examples  15  Indro, manampina ny rano Izy, ka dia ritra iny; [2.996]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manampina
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 mampañina, 19 mampinana, manampina, 20 mpanamina, 21 mpinamana

Updated on 2026/04/21