Entry (1/2) | 1 manamorona (morona) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao [1.1] |
Explanations in English |
4 to follow the edge [1.7] |
Explanations in French |
5 suivre le bord de; s'approcher du bord de [1.8] |
Examples |
6 Ilay lakan-drano manamorona ny fonenanay mantsy no solom-pantsakana. [2.445#] 7 Filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra. [2.356#] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word manamorona |
Entry (2/2) | 13 manamoròna (morona) |
Part of speech | 14 imperative of active verb manamorona |
Tables and plates |
15 All the active imperatives |
Anagrams | 16 mamoro-nana, manamorona, manamoròna, mamoro-nana, manamorona, manamoròna |
Updated on 2023/01/20 |