|
|
|
|

Entry (1/2) 1  manamby
Root  2 tamby
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany [1.1]
Explanations in English  9 to hire for wages [1.7]
Explanations in French  10 prendre à gages [1.8]
Examples  11  Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany? [2.366#]

Entry (2/2) 12  mañamby
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14 [Bara] miaro [1.78]

Anagrams  15 mambañy, mañamby, manamby, 16 manimba, manimbà

Updated on 2026/08/15