Entry | manamaimbo (maimbo (aimbo)) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mahatonga ho maimbo: Ario any io fatin-tsaka io fa manamaimbo tanàna Manala baraka, manala voninahitra, mahafa-baraka: Hanamaimbo azy eo anatrehan' ny vahoaka itỳ taratasy itỳ raha havoaka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To cause to stink. [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Rendre puant. [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |