| Entry | 1 manalehibe |
| Root | 2 lehibe |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany
9 Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ 10 Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1] |
| Explanations in English |
11 to make bigger or greater
[1.7] |
| Explanations in French |
12 rendre grand; agrandir
[1.8] |
| Examples |
13 Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy.
[2.996#]
|
| Antonyms | 14 manakely |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|