|
|
|
|

Entry 1  manalalaka
Root  2 lalaka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana
9 Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay
10 Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra
11 Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony [1.1]
Explanations in English  12 is used in Imerina for mandalaka [1.2]
13 to make wide, to make roomy [1.7]
Explanations in French  14 desserrer, élargir, rendre spacieux [1.3, 1.8]
15 espacer, mettre à l'aise [1.3]
Examples  16  Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy [2.996#]

Updated on 2026/04/20