|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mañalady
Root  2 malady
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 [Bezanozano] manafaingana [1.78]
Examples  5  Avy manalady ilay diso, na ny fianakaviany. [2.508#]
6  Raha voaporitra hanao izany dia manalady fatratra ery. [2.285#]
Combinations  7  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manalady

Entry (2/2) 8  manalady
Root  9 halady
Part of speech  10  active verb
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Explanations in Malagasy  15 [mañalady] [Bezanozano] miala tsiny [1.78]
16 Miala tsiny: Ndeha manalady azy ianao (ndeha miala tsiny aminy ianao)
17 Mitsapa alahelo, mamangy amin' ny fahoriana: Avy manalady anareo, tompoko [1.1]
Explanations in English  18 to apologize, to excuse one's self. This word is often used in requesting persons to withdraw. [1.2]
Combinations  19  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manalady
Proverbs  20  Proverbs containing that word

Anagrams  21 madilana, mañalady, manalady, 22 mandalia

Updated on 2026/08/06