|
|
|
|

Entry1 manakolaka
Root  2takolaka
Part of speech  3 active verb
Explanations in Malagasy  4Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao.
5Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay. [1.1]
Explanations in English  6to open the mouth of a dog for the purpose of pouring in the Tangena poison; to go by circuitous way; to seek an advantage, to smite an enemy, to circumvent.. [1.2]
Morphology 
7 Present :
8 Past :
9 Future :
10 Imperative :
Synonyms  11manatakolaka

Updated on 2025/09/12