Entry manakodia (kodia)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hivadibadihan-javatra iray: Iza ary no nanakodia ity vato ity halina? [1.1]
Explanations in English To roll something [1.7]
Explanations in French Faire rouler [1.8]
Examples Ary izy nifampilaza hoe: Iza re no hasaintsika manakodia ny vato amin' ny varavaram-pasana e? [2.996]
Morphology 
Present : manakodia
Past : nanakodia
Future : hanakodia
Imperative : manakodiava
Proverbs 

Updated on 2023/01/20