|
|
|
|

Entry1  manako (ako)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany [1.1]
4  misy tamberim-peo [1.13]
Explanations in English  5  imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo. [1.2]
Explanations in French  6  faire écho [1.3]
7  résonner [1.13]
Examples  8  Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano. [2.4#]
9  Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! [2.69#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :

Anagrams  13  ankoma, komana, manako, mankao, manoka, manokà, mañoka, mokàna

Updated on 2023/01/20