Entry manaketraka (ketraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay tsy hahahenjana; managedragedra: Iza no nanaketraka itỳ kofehy itỳ toy izao?
Mampitony, manalefaka: Manaketraka ny hozatra itỳ fanafody itỳ
Mandreraka: Nanaketraka azy ny raharaha betsaka nataony
Mahakivy, maharera-po, mampiraviravy tanana: Aoka tsy hanaketraka anao ny tsy fahombiazana [1.1]
Morphology 
Present : manaketraka
Past : nanaketraka
Future : hanaketraka
Imperative : manaketraha

Updated on 2023/01/05