Entry | 1 manakatra |
Root | 2 takatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1] |
Explanations in English |
5 to try the depth of water; to try to reach up to something [1.7] |
Explanations in French |
6 sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8] |
Examples |
7 Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza. [2.606#] 8 tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy. [1.369#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 manakatra, manatraka, manatrakà |
Updated on 2023/09/25 |