Entry manaja tena
Elementary words manaja ; tena
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka [1.1]

Updated on 2023/10/21