|
|
|
|

Entry1  manaintaina
Root  2  taintaina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato [1.1]
5  maharary mafy toa misy manombotrombotra [1.13]
Explanations in English  6  to throb and burn (of a wound or sore) [1.7]
Explanations in French  7  produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès [1.3]
8  faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure [1.8]
9  douloureux [1.13]
Examples  10  fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69#]
11  Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4#]
Vocabulary  12  Health
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :

Anagrams  16  amintananay, anaintainam, manaintaina

Updated on 2023/01/20