|
|
|
|

Entry 1  manaingina
Root  2 taingina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mametraka eo ambony: Manaingina entana eo ambony lalimoara izy
9 Manone amboniny (amin' ny fanongonam-barotra) [1.1]
Explanations in English  10 to place upon or astride something [1.7]
Explanations in French  11 mettre à califourchon sur quelque chose, poser dessus [1.8]
Examples  12  Eny, mamehy entana sady mavesatra no sarotra entina izy ka manaingina izany eo amin' ny soroky ny olona [2.996#]

Updated on 2026/04/20