| Entry | 1 managorobaka |
| Root | 2 gorobaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy
9 Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala [1.1] |
| Explanations in English |
10 to pierce through
[1.7] |
| Explanations in French |
11 percer de part en part
[1.3#200, 1.8] 12 pénétrer de part en part, faire aboutir [1.3#200] |
| Examples |
13 Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part)
[1.3#200]
14 Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony? [2.996#] |
| Other spellings | 15 mangorobaka |
| Updated on 2026/04/20 |
|