|
|
|
|

Entry 1  manafina
Root  2 afina
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mametraka zavatra amin' ny toerana tsy hahitana azy; manitrika: Manafina vola
9 Mampiery: Miray tetika amin' ny olon-dratsy izay manafina azy
10 Tsy mampiseho ety ivelany: Mahay manafina ny alahelony io vehivavy io
11 Manarona, manakona: Tsy tsara ny manafina ny marina. / Nisy rahona nanafina ny volana indrindra tamin' izay
12 Mandevina (mpanjaka): Tamin' ny alina no nanafenana ny masina. [1.1]
Explanations in English  13 to hide anything, to conceal anything; to bury a deceased sovereign. [1.2]
14 to conceal [1.7]
Explanations in French  15 cacher [1.3, 1.8, 1.5]
16 receler [1.3]
17 garder le secret
18 fig. ensevelir les souverains [1.3, 1.5]
Examples  19  Hianareo manafina amiko! [2.324]
20  Niondrika aho, nanafina ny ranomasoko. [2.472#162]
21  Ny manafina ny hareny ny maty momba, sy ny hareny ny maty mamosavy; [2.48#1139]
Combinations  22  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word manafina
Proverbs  23  Proverbs containing that word
Quotes  24  Texts mentioning that word

Anagrams  25 fanimana, manafina

Updated on 2026/04/21