Entry | 1 manadio (dio) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Manala loto: Manadio tanàna 4 Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1] |
Explanations in English |
5 same as mandio and more frequently used [1.2] |
Explanations in French |
6 nettoyer; purifier [1.13] |
Examples |
7 aoly ny manadio ny lobolobo. [2.442#] 8 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 9 ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#] |
Morphology |
|
Other spellings | 14 mandio |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word manadio |
Updated on 2023/09/08 |