|
|
|
|

Entry1  manadihady
Root  2  hadihady
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamakafaka fatratra hahitana izay fotony: Izahay no nanadihady ilay raharaha - [1.1]
Explanations in English  5  to investigate [1.2]
6  to examine in detail, to look into [1.7]
Explanations in French  7  S’informer en détail [1.3#202, 1.8]
8  examiner, approfondir, scruter [1.3#202]
9  examiner en détail [1.8]
Examples  10  manadihady ny fizotry ny fitarainany izy ireo. [2.445#]
11  Marina ve fa mampiseho fa adala tokoa raha manadihady ny zavatra mihoatra ny sain' ny tena? [2.314#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word manadihady

Updated on 2023/02/18