Entry manaboabo (aboabo (abo))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manavoavo, manaingainga, manambonimbony: tsy mety ny manaboabo olona mpamita-bahoaka tahaka ireny
Midera fatraira, manome voninahitra lehibe, mankalaza izaitsizy: nanaboabo ny filoham-pirenena ny vahoaka
Manondrotra, mampakatra, manovona: amin' ny taona ambony izahay no hanaboabo ny tranonay [1.1]
Explanations in English To elevate, to raise higher, to honour, to exalt. [1.2]
Explanations in French Vanter, exalter [1.3]
Morphology 
Present : manaboabo
Past : nanaboabo
Future : hanaboabo
Imperative : manaboaboa

Anagrams 

Updated on 2023/04/04