|
|
|
|

Entry 1  mamporisika
Root  2 risika
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mitaona, mitarika, manaitra [1.13]
Explanations in English  8 to incite, to encourage [1.7]
Explanations in French  9 stimuler, inciter, encourager [1.8]
10 inciter, exciter [1.13]
Examples  11  mamporisika anao mihitsy aho. [2.529#]
12  Faharoan'izany, ry Dama: aza manaran-kavana, ary aza mamporisika ny mpanompo. [2.298#]
Synonyms  13 mampirisika
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 mampikorisa, mamporisika

Updated on 2026/04/22