Entry mampoelana andro
Elementary words mampoelana ; andro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy miasa isan' andro misesy fa mandingandingana (tsy amin' ny asa ihany anefa no ilazana izany fa amin' izay rehetra tsy misesy isan' andro, toy ny akoho manatody, ny tazo mamely...) [1.1]

Updated on 2023/04/22