Entry mampivarahentaña
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mampivarahontsana, mampitalaketraka: Dia nampivarahentaña koja rô ñ'nahita ny ôlane misetre lalahy iñy ka! (dia tena nampivarahontsana satria ny nahita ny hadalany nihetsika halina iny) [1.78]

Updated on 2020/07/31