|
|
|
|

Entry 1  mampivady
Root  2 vady
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 mampanaraka [1.13]
Explanations in French  8 accoupler [1.3, 1.13]
9 faire marier [1.3]
Examples  10  Aza mampivady biby samihafa karazana; [2.996#]
11  Ny tsara indrindra dia ny mampivady ny fitsaboana maoderina amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, dia mety ho tsara kokoa ny vokany noho ny fampiasana ny iray amin'ireo ihany. [2.424#]

Updated on 2026/04/20