Entry (1/2) | 1 mampitony |
Root | 2 tony |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Economy: finances, management |
Explanations in Malagasy |
5 manalefaka [1.13] |
Explanations in French |
6 amortir [1.13] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mampitony |
Root | 11 tony |
Part of speech | 12 active verb |
Vocabulary |
13 Philosophy |
Explanations in Malagasy |
14 mampihena ny vaikan'ny hery iray [1.13] |
Explanations in English |
15 to calm, to quiet, to pacify [1.7] |
Explanations in French |
16 calmer, apaiser [1.8, 1.13] |
Examples |
17 Fahendrena lehibe nentin-drazana koa io: mampisokatra ny fon'ny mpihaino avy hatrany, na mampitony ny fony saika nitroatra. [2.298#] |
Morphology |
|
Anagrams | 21 mampitony, mpitomany |
Updated on 2022/09/06 |