Entry | 1 mampitaha (taha) |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 Mampifanatrika zavatra na olona roa ka tombanana iza no isaratsara kokoa amin' izy ireo: Andeha hampitaha lakana sy zahatra ve ianao? [1.1] |
Explanations in English |
4 to compare one thing with another [1.7] |
Explanations in French |
5 comparer, faire confronter [1.8] |
Examples |
6 Mandanja, mampitaha, mifantina : izany no ataontsika hatrany hatrany. [1.379#] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word mampitaha |
Anagrams | 11 mampahita, mampitaha |
Updated on 2023/01/20 |