Entry mampisaina (saina)
Part of speech active verb
Examples 
1Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino. [2.298]
2Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra. [2.356]
Morphology 
Present : mampisaina, mampisain-, mampisaim-, mampisai-
Past : nampisaina, nampisain-, nampisaim-, nampisai-
Future : hampisaina, hampisain-, hampisaim-, hampisai-
Hyponyms Kajy mampisaina (FOFAFIPE)

Updated on 2022/11/30