Entry | 1 mampirafy |
Root | 2 rafy |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Relationships: family |
Explanations in Malagasy |
5 Maka vady hala ho fanampin' ny vadin' ny tena efa eo [1.1] |
Explanations in English |
6 to take or to have more than one wife. [1.2] 7 to practice polygyny (of the man) [1.7] |
Explanations in French |
8 avoir plusieurs épouses; faire plusieurs choses à la fois [1.8] |
Examples |
9 Teo Zatovo mpanjaka mampirafy. [2.606#] 10 Ny mampirafy sy ny misao-bady no fanjakan-dehilahy. [2.346#32] |
Morphology |
|
Other spellings | 15 mamporafy |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mampirafy |
Anagrams | 18 mampifary, mampirafy |
Updated on 2023/09/13 |