Entry mampino (ino)
Part of speech active verb
Examples Eny, fomban'ireo mitana ny fahefana ny mampino ny vahoaka, noho ny hafetseny sy ny faniriany hitoetra eo amin'io toerana io mandrakizay, fa raha lasa izy ka soloan'ny hafa dia ho levona ny tanindrazana. [2.503]
Morphology 
Present : mampino, mampinon', mampinon-, mampinom-
Past : nampino, nampinon', nampinon-, nampinom-
Future : hampino, hampinon', hampinon-, hampinom-

Anagrams 

Updated on 2023/01/20