Entry mampihiboka (hiboka)
Part of speech active verb
Explanations in French Enfermer, consigner, faire rester longtemps dans un endroit, clouer à un travail [1.3]
Examples 
1mampihiboka ny rano eo amin' ny rahony; [2.996]
2Ny olona sy ny kristiana dia mirona hatrany hiato ao amin' ny tantara, miaraka amin' ny mahantra anankiray izay ahafahantsika maka toerana ao amin' izao tontolo izao, izay mampihiboka antsika ao anaty ady tsy azo lavina fa rariny nefa matetika efa ilaozan' ny toetr' andro [1.369]
Morphology 
Present : mampihiboka, mampihibok', mampihibo-
Past : nampihiboka, nampihibok', nampihibo-
Future : hampihiboka, hampihibok', hampihibo-
Imperative : mampihiboha
Synonyms maniboka

Updated on 2022/05/22