|
|
|
|

Entry1  mampifoha
Root  2  foha
Part of speech  3  active verb
Examples  4  ary izy roa dia samy entiko mampifoha ny sainareo mahitsy hitadidy tsara [2.996#]
5  Nihabetsaka ny fiarakodia nandalo ary nihamaro olona ny zaridaina, ka izay no nampifoha ahy.]
6  ny tenin' ny Bara hoe mamadika dia mitovy amin'ny hoe mampifoha ny mihohoka [1.353#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Anagrams  10  mampifoha, mampihafo

Updated on 2023/06/21