Entry | mampifanaraka (araka) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mampihavana, mampifandray [1.13] | ||||||
Explanations in French | Concilier, accorder [1.13] | ||||||
Examples | Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy.
[2.5] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/03/13 |