Entry mampifampi~
Part of speech prefix [Words with mampifampi~]
Explanations in Malagasy Tovona fanaovana matoantenin' ny "mpampanao asa ifanaovan' olona roa" ho an' ny mt manomboka amin' ny mi-, enti-milaza olona manasa olona roa na maro hifamaly asa: Mampifampiteny: Tsy nifandray mihitsy izy mirahavavy fa reniny vao nampifampiteny azy [1.1]

Updated on 2020/07/31