|
|
|
|

Entry1  mampandeha
Part of speech  2  active verb
Explanations in French  3  [1.13] faire fonctionner
Examples  4  [2.59#] ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy;
5  [2.503#] Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany.
6  [1.437#] Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho.
Root  7  leha
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2024/12/11