Entry | 1 mampanahy |
Root | 2 fanahy |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy haharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo. [2.4] 5 Tsy mampanahy anay anefa izany, matoky ny tetik' ady sy ny fahaizan-dRamora izahay. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mampanahy |
Anagrams | 10 mampanahy, mpanahamy |
Updated on 2020/07/31 |