Entry | 1 mampahay |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in English |
3 [1.2] to make to be clever, competent, or able to do anything. |
Explanations in French |
4 [1.3#205] rendre savant, capable, habile |
Examples |
5 [2.996] Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. 6 [2.332] Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. |
Root | 7 hay |
Morphology |
|
Synonyms | 11 mankahay |
Anagrams | 12 mampahay, mampahia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |