Entry mampahatsiahy (tsiahy)
Part of speech active verb
Examples 
1isaky ny mampahatsiahy izay voasorany izy dia nampiasa ny teny hoe: [2.59]
2mampahatsiahy haizina, fahafatesana ilay hira, ary ny vokany amin' izay mbola tsy nandre dia tahotra. [2.472]
Morphology 
Present : mampahatsiahy, mampahatsiahin', mampahatsiahin-, mampahatsiahim-
Past : nampahatsiahy, nampahatsiahin', nampahatsiahin-, nampahatsiahim-
Future : hampahatsiahy, hampahatsiahin', hampahatsiahin-, hampahatsiahim-

Updated on 2023/01/20