| Entry (1/4) | 1 mamositra |
| Root | 2 fositra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta
9 Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1] |
| Explanations in English |
10 to ignite by friction.
[1.2] |
| Entry (2/4) | 11 mamositra |
| Root | 12 fositra |
| Part of speech | 13 active verb |
| Explanations in English |
14 [Provincial] to thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire
[1.2] |
| Entry (3/4) | 15 mamositra |
| Root | 16 vositra |
| Part of speech | 17 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
22 [Sihanaka] mamora
[1.78] |
| Explanations in English |
23 to castrate
[1.7] |
| Explanations in French |
24 châtrer
[1.8] |
| Vocabulary | 25 Zoology: veterinary art |
| Entry (4/4) | 26 mamositra |
| Root | 27 vositra |
| Part of speech | 28 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
33 Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka
[1.1] |
| Explanations in English |
34 to nip off shoots
[1.7] |
| Explanations in French |
35 décapiter une plante
[1.8] 36 ébourgeonner, tailler en vert [1.196] |
| Vocabulary | 37 Botany: (in general) |
| Anagrams | 38 mamarotsy, 39 mamo ratsy, mamositra, 40 mamotsira |
| Updated on 2026/04/19 |
|