|
|
|
|

Entry 1  mamosavy
Root  2 mosavy
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy
9 Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady
10 Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?
11 Enti-milaza ny saka manana anaka [1.1]
Explanations in English  12 to bewitch [1.2]
13 to practice withcraft, to cast a spell [1.7]
Explanations in French  14 ensorceler, jeter un maléfice [1.8]
15 ensorceler, jeter un maléfice sur quelqu'un ou sur quelque chose. Beaucoup de maladies, notamment les psychopathies, mais aussi des maladies dont l'origine paraît suspecte, surtout celles qui se déclenchent brutalement, sont attribuées à de tels maléfices [1.196]
Examples  16  Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [2.293#24]
Vocabulary  17  Beliefs
Proverbs  18  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21