|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamoritra
Root  2  foritra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana
5  Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro
6  Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy
7  Mampahory: Mamoritra ny madinika
8  Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka [1.1]
9  mamolaka [1.13]
Explanations in English  10  to fold up, to turn down, to wrap [1.2]
11  to fold [1.7]
Explanations in French  12  plier [1.3, 1.8, 1.13]
13  replier, courber, recourber [1.3]
Examples  14  Isan'ny toetra iray lehibe mamoritra ny olona voazanaka io fametrahana modely hotahafina eo anoloana io [2.606#]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Entry (2/2)19  mamoritra
Root  20  poritra
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Explanations in French  23  écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple) [1.3]
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
27  Imperative :
Synonyms  28  manaporitra

Anagrams  29  mamarotry, mamoritra

Updated on 2023/01/20