Entry (1/2) | 1 mamoritra |
Root | 2 foritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manorotoro, mikosoka: Mamoritra voaloboka amin' ny tanana 5 Manery: Aza mamoritra anay fa mafana ny andro 6 Mangeja, mangia: Tiany ny mamoritra ny tanan-jazakely ~ Namoritra azy loatra tamin' ny volany Rakoto ka nandositra izy 7 Mampahory: Mamoritra ny madinika 8 Mampilefitra, mampiketrona: Mamoritra rantsan-kazo ~ Hitsangana ihany aho fa mamoritra ny akanjoko ny mipetraka [1.1] 9 mamolaka [1.13] |
Explanations in English |
10 to fold up, to turn down, to wrap [1.2] 11 to fold [1.7] |
Explanations in French |
12 plier [1.3, 1.8, 1.13] 13 replier, courber, recourber [1.3] |
Examples |
14 Isan'ny toetra iray lehibe mamoritra ny olona voazanaka io fametrahana modely hotahafina eo anoloana io [2.606#] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 19 mamoritra |
Root | 20 poritra |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] |
Explanations in French |
23 écraser, presser, serrer, opprimer: Tandremo fandrao mamoritra ny tongotro ialahy (Prends garde de m'écraser les pieds) ~ Aza mamoritra ahy loatra amy ny volanao (Ne me pressez pas trop pour le payment de votre dette) ~ Aza mamoritra ny sandriko (Ne serrez pas mon bras) ~ Aza mamoritra anay, fa mafana ny andro (Nw nous pressez pas, ne nous serrez pas, parce qu'il fait chaud) ~ Namoritra ny vahoaka izany goverinora izany (Ce gouverneur opprimait le peuple) [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 28 manaporitra |
Anagrams | 29 mamarotry, mamoritra |
Updated on 2023/01/20 |