Entry mamono teny
Elementary words mamono ; teny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Mitovitovy amin'ny hoe: manapa-teny, nefa miteny ihany mba hihainoan'ny olona izay lazain' ilay voalohany [1.1]
Explanations in French Couper la parole à quelqu'un [1.3]

Updated on 2023/07/13