Entry mamonkin-tsaina (vonkina, saina)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ireo izay tsy mba mety manambara ny heviny na dia fantany aza ny antony, fa aleony tsy mamosaka na inona na inona [1.1]

Updated on 2020/07/31