| Entry | 1 mamongady |
| Root | 2 vongady |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mividy mitambatra
9 Manavosa, manao antontany [1.1] |
| Explanations in English |
10 to sell at wholesale
[1.7] |
| Explanations in French |
11 entasser, acheter en bloc
[1.3] 12 vendre en gros [1.8] |
| Examples |
13 Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety.
[2.332#]
|
| Vocabulary | 14 Economy: trade |
| Updated on 2026/04/19 |
|