|
|
|
|

Entry1  mamohehatra
Root  2  fohehatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampahita angano, loza: Mamohehatra ireo ankizy ireo
5  Manimba: Mamohehatra ny raharahako ny nataonao [1.1]
6  ahitana henatra [2.285#223]
Explanations in English  7  (imp and rel not used). To injure, to hurt. [1.2]
Examples  8  tompokolahy, izany ody ratsy izany, fandrao indray dia mamohehatra! [2.69#42]
9  Tsy maintsy tony tanteraka ny tena, ny fikoropahana sy ny fanao tsy voahevitra, matetika mamohehatra. [2.4#46]
10  Na dia mamy sy zary ilaofan-kanin-kotrana toy ny mahazatra aza ny ranondresy, dia poizina mamohehatra sy mamono aina [2.470]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mamohehatra

Anagrams  16  mahahemotra, mamohehatra

Updated on 2023/01/20