Entry mamody (vody)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto [1.1]
Explanations in English To return the thing bought. [1.2]
Explanations in French Produire des bulbes, des tubercules [1.3]
Examples 
1ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381]
2Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina? [2.69]
Morphology 
Present : mamody
Past : namody
Future : hamody
Imperative : mamodia
Proverbs 

Entry mamody
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] manakatona [1.78]

Updated on 2023/01/20