|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamingavinga (vingavinga)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Manao tsinontsinona, manivaiva, ma nambany, tsy manaja: Aza mamingavinga ray aman-dreny toy izao lahy ianao [1.1]
Explanations in English  4  to abuse, disdain [1.7]
Explanations in French  5  mépriser, dédaigner [1.8]
Examples  6  Tapaho ny lohany fa sahy mamingavinga Andriamanjaka! [2.528#]
7  Tolo-kevitra sady mahatsikaiky no mamingavinga ny Lalàmpanorenana [4.27#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  mamingavin (vingavinga)
Part of speech  13  imperative of active verb mamingavinga
Tables and plates  14  All the active imperatives

Anagrams  15  mamingavinga, mamingavingà, mamingavinga, mamingavingà

Updated on 2023/01/20