Entry | 1 mamihitra |
Root | 2 fihitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana 5 Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely 6 Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [1.1] |
Explanations in English |
7 to lay hold of, to grasp, to grip. [1.2] |
Explanations in French |
8 se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé) [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 13 mifihitra |
Anagrams | 14 mamihitra, mihamitra |
Updated on 2023/01/20 |