Entry (1/2) | 1 mametsaka |
Root | 2 fetsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manjera, mandrodana 5 Mampiavosa 6 Mikopaka, mamely [1.1] |
Explanations in English |
7 to strike, to beat [1.2] |
Explanations in French |
8 démolir, renverser, entasser, battre [1.3] |
Examples |
9 Tsy misy mahalala izay halatra nataony akory ireo, fa rehefa atao Jioe oainy, oainy, dia mametsaka izay mahita. [1.437#] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 manapetsaka |
Entry (2/2) | 15 mametsaka |
Root | 16 fetsaka |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 Mamonto, mampangeniheny [1.1] |
Explanations in English |
19 to moisten, to damp, to wet [1.2] |
Anagrams | 20 mamatsake, mametsaka |
Updated on 2022/09/05 |