|
|
|
|

Entry 1  mametraka
Root  2 petraka
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Manao main' ny toerana anankiray: Mametraka boky eo ambony latabatra
9 Manome (zavatra) mba hotehirizina, manome (vola) mba hiteraka: Mametra-bola amin' ny banky
10 Manendry: Ny fanjakana no nametraka ahy eto
11 Manala, manesotra, manongana: Ny Filoha no mametraka ny mpiasam-panjakana
12 Mandefa, mandroaka, misaotra (vady): Antitra Rangahy vao nametraka ny vadiny [1.1]
Explanations in English  13 to place, to seat, to put down, to make to perch; to lay, as in stonework, etc. [1.2]
14 to set, to place, to lay down [1.7]
Explanations in French  15 mettre, placer [1.8]
Examples  16  mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#]
17  Rahefa vita, dia mahazo mametraka fanontaniana ianao. [2.270#]

Updated on 2026/04/19